DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Elaela

harilova | 15 Novambra, 2009 08:56

Tena efa ela aho izay no tsy nahavita nanoratra teto.

 Dia tsy hoe hanoratra akory aza fa hiarahaba anareo fotsiny.

Dia samia ela velona avy mandra-paha-fatiny!

Hevitra

Re: Elaela

LeRastah | 15/11/2009, 11:09

Manahoana i Lova.
Samia ho ela velona eee.

Re: Elaela

ikalamako | 15/11/2009, 15:47

sali sali eeee
Ny aina ro no matezà

Re: Elaela

simp | 15/11/2009, 19:36

ieeee
elaela tokoa izany :)
arabaina tsy maty fo aman'aina ee.

firy ny ankizy aloha ee?
;-)

Re: Elaela

fahamarinana | 15/11/2009, 19:58

simp :hihihi firy ny ankizy zao foana ny any ise !
Arabaina tongasoa indray ary e!

Re: Elaela

simp | 15/11/2009, 20:34

faha,

ka inona indray ary no ho anotaniako akotran'zay ee?

nitombo firy kilao ise? :-D

Re: Elaela

fahamarinana | 15/11/2009, 20:50

hahahhha !tsa mety hendry avao ;-D

LOL

harilova | 17/11/2009, 10:02

harilova

Simp> tsy voaisako intsony ny ankizy e! Ny Mi-baba-baba eran'ny tanàna tsy ferana intsony...

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb