DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Arahaba

harilova | 24 Desambra, 2009 11:33

Dia ny tam herintaona ihany no miverina e

Na iza na iza, na tsy manaiky ny hiditra any am-piangonana aza, manaiky ny hiala sasatra sy ny hifaly miaraka amin'ny havana aman-tsakaiza, ny fianakaviana sy ny ankohonana....

Dia izay no hiarahabako anao : Manaova Krismasy sambatra, 

  Malagasy, frantsay na italiana

 

Hevitra

JOYEUX NOEL

maeva74 | 24/12/2009, 13:08

Mirary noely sambatra ho anao koa ny tenako dia enga anie ka hitondra fahombiazana ho antsika tsirairay ity taona ity indrindra ho an'ilay tanindrazana hianjadian'ireo tsindry hazolen'ireo mpanao politika

Re: Arahaba

LeRastah | 24/12/2009, 14:04

Indrisy fa aty amin'ny misy an'i LeRastah dia andro fiasana (jour ouvrable) toy ny andro rehetra ny 25 desambra. Na izany aza anefa, dia tsaroana ao am-po lalandava ny andro Krismasy.
Mirary Noely sambatra ho an'i Harilova.

Re: Arahaba

sitlo | 24/12/2009, 15:44

Okay Harivola

Re: Arahaba

Kdaombaramita | 24/12/2009, 17:11

Mety foana io e : bonnes fĂȘtes e !!

Re: Arahaba

simp | 24/12/2009, 21:08

mirary ho an'i toi koa ee

Re: Arahaba

ikalamako | 26/12/2009, 00:10

misaotra dia mirary soa koa e !

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb