DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Resaka politika

Premier tour de vita!

Mahatsiaro ny fitsofana sifflet “premier tour de vita” tamin’ny 2002 aho, amin’izao ankatroky ny fiandrasana voka-pifidianana ofisialy izao. Tsy te hiditra amin’ny mbola tsy fahamatorana ara-politika eto amintsika aho tsy akory, satria ireo milaza ho mpanohitra tsy...

Minoa fotsiny ihany

Nahoana ary no tsy tafavoaka ny Firenena sa tsy nino? Zavatra mba tsikaritro ao amin'ny Lalam-panorenantsika anefa fa "mino an'Andriamanitra Andriananahary isika malagasy" na dia "repoblika laika" aza ka malalaka ny resaka ara-pinoana!!! > Inona marina izy ity? Ny...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb