DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ankapobeny

Berilosikaony!

Miarahaba an'Ikalamako izany fa nandresy Tonton e! Izahay izao misaona fa tsy nandresy intsony ny Avana (Arcobaleno). Atao ahoana moa fa noho ny tsy fahompiazan'ny Maherifo (Prodi) dia manjaka ny Belarosy kony O? Ny mahagaga ahy dia ny resaky ny olona maheno ny  resaky ny olona...

29 martsa : aza ampijaliana ny tanintsika!

        Androany dia 29 martsa, ka ho anay nitombo tamin'ny Faritra Alaotra-Mangoro dia misy dikany manokana ity andro anio ity.     Maha-velom-bolo ny soson-kevitr'i Lapino momba ny teny malagasy, saingy ny heveriko fa...

Mankasitraka e

Mankasitraka anareo rehetra e. Tena mbola godraka aloha izoa fa aleo haka aina kely. Miala tsiny fa tsy dia mandeha matetika ao amin'ny forum aho, fa na izany dia mankasitraka mankantelina ny Namana rehetra, indrindra Ikalamako nanokatra ny dinika tao.

Nitsahatra ny orana!

Rehefa milaza hoe an-dafy taloha dia tahaka ny hoe lafatra be izy izany, saingy toa aleoko ihany le mandoha vola any madagasikara dia avy eo misahirana ka! Ny any amintsika dia misy ny boaty postaly ka mandoha vola ianao dia misahirana mankany amin'ny paositra maka ny taratasy! Ny aty...

about:blank

pagina vuota page blanche
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb