Categorie: Ankapobeny
Amin'alahelo lehibe no hilazana ny fahalasanan'ireo olona roa lehibe niezaka ny hihaina ny finoany : ilay rain'ny Mormoni, Itompokolahy Gordon B. Hinckley (97 taona) sy ny arseveka grika Christodolous (69 taona) . Mirary fiononana feno ho an'ireo varavarana nivoahana, fa...
Efa mandindona indray izao ny fanandinana aty an-dakira aty dia mandeha be ny vaky boky. Saingy ny zava-doza dia toa arakaraka ny hamakiana no tsy hahaizana ary arakaraka ny tsy hahaizana no hamakiana dia amin'ny farany mandinika aho hoe toa ho antitra ihany fa ny omaly tsy miova ny zavatra...
No comment! Ho an'izay lava tongotra tsy matahotra peste! Any Ercolano no ambohi-pihaonana! Tandremo fa feno fako aty a! Aza adino ny mitondra fanampenan'orona! Sangisangy iray an-dalana fa nasaina nampita hafatra aho dia ataoko fa eto no haingana indrindra hampitana azy! sady efa tsy...
Fa ny Tenin'Andriamanitra vakiana ve tena iainan'ny olona sa manakory? Raha tena lasa fiainana manko ny tenin'Andriamanitra dia heveriko fa hiova isan'andro ny dikanteny. Raisiko ohatra fotsiny ny cantique maraina tao amin'ny Katolika.org (talata...
Mba misy zavatra tsara ihany aty Naples fa tsy dia ady lava-pako fotsiny e ao am site comunal ity video TV