Categorie: Ankapobeny
Dia mahamenatra leiretsy fa 100 taonina hoe ny fako eny amin'ny araben'ny tanananay! Rehefa jerena dia kilalaon'ny ankizy, na fitafiana tonta nosoloina nandritra ny fety no mamemo ny spatsatora! Fanariam-pako! Mahamenatra satria dia tantarain'ny fahitalavitra rehetra...
Miarahaba anao nahatratra ny taona. Ny firariako ho anao dia ny mba hahazotoanao amin'izay atao ary ny hahitanao fahombiazana amin'izay mampahazoto anao. Aza manahy fa tohanako am-bavaka.
Rehefa nanombola moa dia tsy maintsy mamarana, ka ataoko angamba fa izao no farany hanoratako ho anareo eto amin'ny blaogy ity, satria noho ny antony tsy miankina amintsika dia tsy afaka ny hanohy intsony ny fizarana ho anareo eto aho amin'ity taona ity, sady maro loatra ny zavatra...
Miarahaba anareo rehetra mpivahinin'ny serasera sy namana miserasera nahatratra sy mankalaza izao noely izao. Ho amintsika mandrakariva anie ny fahasoavan'ny Tompo. Voninahitra ho an'Andriamanitra, ary fiadanana ho antsika olombelona. (tohiny)
Aza adino fa mitombo folo indray ny lalànam-pifamoivoizana ho an’ny Mpamily katolika. Navoakan’ny “Seza Masina” [1] tamin’ny 19 jiona 2007 manko ireto didy folon’ny mpamily fiarakodia ireto (jereo eto ) . ...