DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ankapobeny

Ny Trinite Masina

jereo eto

La St Valentin : indray andro hono...

Raha indray andro ihany no fetin'ny Mpifankatia, hanao akory no iainana ny andro sisa rehetra tsy hankalazana ny fety? Io no fanontaniana apetrako amin'ity andro anio ity. Toa lasa fety hifaninanan'ny tolotra sy ny tinady ihany manko ny fifankatiavana, toy ny hafa rehetra (krismasy sy paska...

Oviana aho no ho faty?

Naheno ny fahafatesan'ny rahalahiko any an-tanàna aho, dia nanoratra eto izao. Matin'ny Cancer tamin'ny aty hono : areti-mandoza fa ny aza mba voany. Na natao ny fitiliana sy ny fitsabona dia ny aina no nanaraka, sady fotoana fohy monja dia lasa taolana mifono hoditra... Tampoka ny...

Lahatr'Andriamanitra sa Safidin'olombelona?

Fanontaniana mipetraka matetika ny hoe : lahatr'Andriamanitra ve ny zava-mitranga sa safidin'olombelona? Andriamanitra ve no mandahatra ny fiainantsika mialoha sa isika no misafidy izay atao? Raha Andriamanitra manko no mandahatra ny zava-drehetra, dia tsy misy tokony hataontsika na ezaka...

manompo sampy ve ny manaja ny sary sy ny sarivongana?

Ny Katolika indrindra indrindra no manaja sy miankohoka amin'ireny sarivongana ireny, manompo sampy fa mivavaka amin'ny sarivongana... Dia raikitra  ny ady mazàna, satria ny mpanenjika tsy mahafehy akory ny zavatra lazainy, ny enjehina indraindray tsy nandalina firy ny tena...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb