Categorie: Ho an'ny Mpino
Raha mba fantatrareo re ny dikany dia mba azavao amiko fa tena néologisme tsy hitan'ny voambolana mba takatry ny volako le izy e! Io teny io no nandany ny androko anio tontolo maraina, raha namaky ny hafatr'i Benoit ho amin'ny tontolon'ny serasera aho (jereo eto ). Na...
Resaka fanomezana no mampiavaka ny 6 janoary any Italia satria dia mifangaro ny fanomezan'ny Majy sy ny fanomezan'ny Befana. Araka ny lovan-tsofina dia ilay vaviantitra, ratsy tatrehy lava orona no mpizara fanomezana ho an'ny ankizy, karazana Papa noel izany, saingy miaraka...
" Indro ny Virjiny fa hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy...." Dia ahoana tokoa ny virjiny hitoe-jaza izany? ady hevitra efa ho tapa-kandro taoa min'ny Radio tao izany androany ka narahako ihany ziay azoko narahana mba hahenoana hevitra! Heveriko fa izay efa...
Tsy mananihany aho fa ho an'ny katolika e! arahaba nahatratra ny taona! Jereo eto ny Bonne année (tohiny)
Ity no lahatsoratra faha-100 araka ny fanisana omen'ny Compteur ao amin'ity Blaogiko ity. nanomboka tamin'ny Paka 2006 no nanoratako teto, rehefa avy nandray anjara mavitrika tao amin'ny Namana serasera dia naleoko manoratra ny hevitro manokana mikasika ireo...