Categorie: Ho an'ny Mpino
Ity vavaka ity dia azo lazaina ho famintinana ny toe-panahin'ny olona iray votom-pinoana ka afaka mivavaka marina tokoa amin'ny Fanahy sy Fahamarinana : Vavaka famaranana ny andro izy ity (Azo jerena ao amin'ny tohiny ny dikan-teny niaviany; ny sora-mandry dia fanazavana hanampy hampahazo ny...
Lazain'ny Kristianina matetika ny hoe : andeha hivavaka aho, ny sasany mampiasa ny hoe : andeha hiangona ny alahady... Fa inona no atao hoe : mivavaka? Raha ny teny hoe vavaka, raha vao lazaina dia adika avy hatrany hoe hataka atao amin'andriamanitra. dia hoy isika matetika hoe :...
Mba mametraka fanontaniana amin'ny tenako aho hoe : mbamihaino vavaka va re izao Andriamanitra izao? Dia ahoana no fomba fivavahana aminy araka ny sitrapony? Dia nanaitra ahy fatratra ilay vakiteny indray alahady izay milazalaza ny hafatr'i Jeso ho an'izay mino azy manao hoe : " Tsy...
Tohin'ny ho an'ny mpiandry ondry Ny ondry kosa hoe tokony hahafantatra ka hihaino ny feon'ny Mpiandry... Hihaino ny feon'i Kristy. Dia mandinika aho hoe iza no tena henoin'ny olona kokoa : ny dokam-barotry ny fahitalavitra sa ny fampianaran'i Kristy? Dia tsy afaka manao safidy...
Hafatra ho an'ny mpiandry ondry ity e Ankalazain'ny Katolika androany ny fetin'ny Mpiandry ondry tsara, alahady fahaefatra aorian'ny Paska io. Dia nalahatra hovakiana amin'ny fanompoam-pivavahana androany ny Vaovao mahafaly, na Filazan-tsara nosoratan'i Jaona (10, 11-18) mitantara an'i...