Categorie: Ho an'ny Mpino
Na tiantsika na tsy tiantsika, rehefa sendra ny mafy amin'ny fiainana dia mandini-tena ihany, ary raha misy azo hisafidianana dia milaza hoe : raha tsy adala aho ko! Aleoko manao izoa na manao izao. Tsy ny tranga mahazo ireo mamoifo ka namono tena no holazaintsika eto, fa ny tranga...
Hohenoim-bavaka ny manetry tena. Tsy laharam-pahamehana ho an'ny mpivavaka manko ny fifaninanana amin'ny hafa. Ny vavaka dia tsy fisehoana ho mahavita zavatra fa fisehoana amin'ny maha-izy azy ny tena eo anatrehan'Andriamanitra. (tohiny)
Ny vazaha moa dia miasa izao ny zoma ka dia ny fetin'ny olomasina rehetra no hananaraotana handehanana any am-pasana e. Fa mba misy dikany ve izany raha tsy misy finoana? Misy heviny ve ny faty raha tsy misy ny lanitra? Misy ve ny lanitra? (jereo eto ) ary nahoana no tsaroana...
Nanova zavatra ho an'ny tanànan'i Naples ve ny famangian'ny Papa? Piazza Plebiscito jerena avy eny an-tendrombohitr'i San Marti no Tanàna malaza momba ny Cammora (Mafia any Sicile aty 'Ndragheta any Reggio Calabria) i Naples. Ireo...
“ Rehefa tonga ny Zanak’olona, moa mba hahita finoana ety an-tany Izy ?” Tsaroako ny tenin’i Jesoa tamin’ilay Boka samaritana sitrana tamin’ny heriny ( Lk 17, 19 ) hoe “ Ny Finoanao no nahavonjy anao ”, ny finoana hahazoana famonjena, finoana...