DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ho an'ny Mpino

Finoana

Faniriana ao am-pon'ny olona rehetra ny ho velom-pinaritra, ho afaka amin'ny rofy, miezaka sy tsy mitsitsy vola aman-karena mba hahazo fahasalamana. Tsy zakantsika ny mahita ny havana sy ny olon-tiana mijaly sy alamaky ny aretina. Fa vao mainka mafy noho izany ny hamafin'ny...

Lalàna ho an'ny fitiavana

Tsy mora ny manova ny fomba fiaina, tsy mora ny mahafoy ny tombontsoa mba hihainana ny maha-kristianina. Tsy mora nefa tsy hoe tsy azo atao!     “Tsy mahay manompo an’Andriamanitra sy ny harena ianareo” Raha nandray ny...

Te hanan-karena ve ianao?

Iza no tsy te-hanan-karena? Iza no tsy te-hampitombo ny harena efa azony? Asa mety hitady fomba mampanan-karena haingana ianao, na dia handehanana any amin'ny Mpimasy aza. Raha manam-potoana ianao dia vakio ity manaraka ity, somary lavalava ihany, fantatro izany, saingy hanampy anao hahita...

Traduire : trahir? Pas toujours

Malaza ny fomba fiteny hoe : « Traduire, c’est trahir » kanefa tsy dia ho voatery marina mandrakariva akory izany, ary vao mainka aza hahazahoana ny hevitra tian-kambara. Anisan’ny mahavaka ny saina ohatra ny mandinika ny...

Ny Fanjakan'ny Lanitra!

10 "Dia niely eran'ny arabe ny ankiziny, nanangona izay rehetra hitany na tsara na ratsy, ka hipoka ny mpihinana ny trano fampakarana". Dia hoy aho hoe  ka inona intsony no hiezahana fa na  ny tsara na ny ratsy samy ho tonga any amin'ny fanasana avokoa?...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb