Categorie: Ho an'ny Mpino
Raha mamaky eto ianao dia mahita ao fa tonga hitondra korontana ao anatin'ny fianakaviana mihitsy aza i Jesoa... Nihezaka ny hahazo izany aho ka izao zaraiko aminao izao : “Tonga hanipy afo ety an-tany aho, ka akory ny faniriako mba hirehetan’izany...
Inona no mila asiana tsindri-peo? ny mivavaka sa ny milofo amin'ny asa? mety hanampy anao amin'izany ity fifampizarana ity. Araka ny Vaovao mahafaly ao amin'i Lioka 10, 38-42 dia mitantara ny resaka Maria sy Marta ny Evanjelista, ka tonga ao an-tsaina ny mety ho fampitahana na...
Niakatra any an-danitra hoe Ra-Zezo! Aleloia. Dia nanafatra fa ho eo amintsika mandrakariva!!! Ka tsy efa any an-danitra izany isika? Voalaza fa amin'ny toerana rehetra izy (jereo eto ), mahefa ny zavatra rehetra (jereo eto ) ary nitsangan-ko velona fa nandresy ny...
Milaza amin'ny Mpianany i Jesoa fa hanome azy ireo " Didy vaovao " : ny mba hifankatiavan'izy ireo . (Jn 13, 31-33). Fa inona no mahasamihafa ity didy ity amin'izay efa nisy teo aloha? Mba handalinana io fampianaran'i Jesoa io di mahafaly ahy ny...
Mbola misy kristianina ve eto an-tany? satria manko ny fialonana sy fifankahalana dia hita na ao anatin'ny Fiangonana aza. Ny Fiombonana sy ny fifankatiavan'ny kristiana ihany anefa no hahalalana fa mino marina an'i Kristy izy ireo : " Ny hahalalan'ny...