DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ho an'ny Mpino

Inona no hahalalana fa mino ny olona iray???

Raha mino amin’ny fonao tokoa ianao   dia hovonjena , hoy ny mpitoriteny... dia hoy aho hoe mba tena mino ve izy ireo, sa mitory mba hahazo laza na hahazo tombontsoa? Inona no hahafantarana fa mino ny olona iray? Raha miresaka...

Paka! Fandalovana...vetivety any am-piangonana

Paska na Paka , dia fandalovana raha adika ara-bakiteny. Dia ho gaga ve isika raha mba mandalo any am-piangonana ny ankamaroan'ny kristianina na dia ho tsidi-pahitra ihany aza izany? Teo no nahalasa saina ahy, hoe raha hanoratra ho anao, hiarahaba fa nahatratra ny Paka, hirary soa fa...

Est-il possible d'aimer?

Est-il possible d’aimer ? [1] Manoloana ny faharavan’ny fanamadiana, ny olana sy ny fitaka hifanaovan’ny mpifamofo sy ny mpifankatia, ny famaritana ny atao hoe fitiavana… dia mametraka fanontaniana isika hoe : sao mba nofinofy sy fampandriana...

Misy ve ny lanitra???

Misy ve ny lanitra? Manoloana ny zava-misy diavintsika izao, ny hamafin’ny fiainana etsy andaniny, ny hasarotan’ny fitandremana mba hadio fitondrantena etsy an-kilany, dia manontany tena aho hoe : “Misy ve izao lanitra izao?” Ny Filazantsara anio hifampizarako...

Karemy : Resaka Fakam-panahy

Vao manomboka ny karemy dia resaka fakam-panahy no resahina : “ Nentinin’ny  Fanahy any an’efitra i Jeso mba halaina fanahy ...” (Lk 4, 1-13). Lalana tsy maintsy hodiavina araka izany ny fakam-panahy saingy kosa ahoana no fomba hiainana azy? Andriamanitra ve...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb