DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ho an'ny Mpino

Fandriam-pahalemana

World Trade center 2001... MIVAVAHA HO AN'NY FIADANANA ERAN-TANY... Azo antenaina ve ny hisian'ny Fandriampahalemana eto an-tany raha toa ka famonoana miaramila amerikana iray any Iraka no hita amin'ny faha-5 taonan'ilay loza vokatry ny herisetra tany USA? Teolojiana...

Minoa fotsiny ihany

Tsy zoviana amintsika ny lazan'izany teny izany, dimy taona lasa izay. Dia tena marina tokoa ve fa ampy ny mino fotsiny ihany? Tsy resaka politika no hozaraiko aminao eto na dia tao amin'ny rivotra politika aza no nivoizana izany "slogan", nefa tenin'ny Evanjely izany fa kosa...

Natory tao an-tsambokely ny Tompo

Ny Fanontaniana napetraky ny Tompo manoloana ny fisalasalan'ny Mpianatra no  zaraiko aminao : "tsy manam-pinoana ihany ve ianareo?" (Mk) na ny hoe "Ry kely finoana" (Mt) na ny an'i Lioka hoe "aiza ny finoanareo?" Fa inona ny finoana, ary raha amiko no...

Ny Eokaristia Masina

Fetin'ny Sakramenta Masina omaly, ankoatra ireo fanajana fanaon'ny Fiangonana toy ny procession sy ny vavaka fitsaohana dia  nampandinika ahy fatratra ny Evanjely nosoratan'i Marka momba ny Eokaristia : Marka 14, 12-31 izay novakiana tamin'ny Sorona Masina omaly. ka zaraiko...

Ny fanapahan-kevitra

Anisan'ny mahavaka ny saintsika ny mandinika sy mihevitra hoe inona ny sitrapon'Andriamanitra amiko ! Izany no nahatonga ahy hizara aminao momba ny  Soratra Masina nankalazaina tamin'ny fetin'ny Pantekoty izay manampy antsika amin'izany. Ny Vaovao Mahafaly araka an'i Joany moa no...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb