DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Fahaiza-miaina

Dingam-piainana !

Fotoana hirosoan'ny ankamaroan'ny olona amin'ny dingam-piainana manaraka izao fotoana izao... Ho an'Antananarivo manokana, eo amin'ny s ehatry ny fivavahana katolika dia mazàna amin'izao fotoana izao no hirosoan'ireo pretra sy relijiozy amin'ny Sakramenta sy ny Voady... tsy vitsy koa...

Fahaiza-miaina (tohiny)

Resaka baolina no tantaraiko aminao eto kanefa mampandinika ihany  ka mety hanampy antsika amin'ny fanatsarana ny fahaizana miara-miaina. Tamin'ny match Italia vs Australie no nahitako ity : rahefa avy nanome karatra mena an'i Materassi ilay mpitsara dia nimenomenona ny italiana hoe :...

Fahaiza-miaina ( tohiny )

Mora ny miteny hoe : "Mandefera" fa sarotra ny miaina ny "Fandeferana". Valan-dresaka anankiray momba ny maha-tsy azo ravana ny mariazy nataona pretra iray izay no nisintonako ity famakafakana zaraiko aminao ity : "Mandalo 'crise' ny fiainam-panambadiana...

Fahaiza-miaina ( tohiny )

Inona no fepetra tsy maintsy harahina amin'ny fifanakalozan-kevitra? (jereo ny http://harilova.blaogy.com/post/182/1067  ) Araka ny traikefam-piainako, fa koa araka ny fandinihan'ireo mpahany momba ny fifandraisan'ny olombelona dia mila fahamatorana ny fahaiza-miady...

fahaiza-miaina (tohiny)

Dia atao ahoana ary ny hangina rehefa fantatrao izao fa anao ny rariny? Ny rariny itompoana mody heloka hoy ny Ntaolo, nefa kosa miankina amin'ny toetran'ny tsirairay ny fahaiza-mangina sy ny fahaizana mandefitra. Tsy misy raiki-pohy azo ampiarina amin'ny fahaiza-miaina satria...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb