DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Fahaiza-miaina

Fiaraha-miaina

Ny olona efa nanana traik'efa momba ny fiaraha-miaina dia mahatsapa ny fahasarotan'ny atao hoe fiaraha-miaina... indrindra rehefa miaraka amin'ny olona tsy afaka ny hifankahazo noho ny fomba fiainana samy manana ny azy... Ilazako traikefa nahazo ahy ianareo... Niaraka nipetraka tamina...

Fahaiza-miaina

Rahefa mifanerasera amin'ny hafa isika dia mahatsapa fa misy fomba amam-panao tsy mitovy... Tsy fahampian'ny fanabeazanana ve izany? Ratsy taiza ve ny hafa tsy maharaka ny fenitry ny atao hoe : "Fahaiza-miaina"? Raha jerentsika ohatra ny momba ny fisakafoanana, dia misy ireo fomba...
«Mialoha   1 2 3
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb