Categorie: Resadresaka
Betsaka indray ny hitonantonana adiny iray mialoha any am-piangonana sy any amin'ny toeran-kafa amin'ity alahady faran'ny oktobra ity. ho ahy dia hasambarana fa mitombo adiny iray hatoriana
Fa ny olomasina ve mba nijaly toa antsika amin'ny fiadivana amin'ny halemena sy ny fahazaran-dratsy? Malaza ny fifankatiavana nifamatoran'i Fransoa Dasiza sy Claire, Fifankatiavana nampamokatra ny Fitoriana ny Evanjely noho ny asan'ireo Fransiskana tohanan'ny Klarisy...
Rehefa manao lisitry ny fanasana ny kristianina dia tsy mba manaraka ny protocole voalazan'ny Evanjely mihitsy. Mandinika ity (jereo eto ) eto aho no lasa ny saiko : Fa taiza no mbola misy fanamasinana pretra na fanokanana mpiandry na pasitera na amin'ny fitsofandrano fanambadiana...
"Les hommes couchent, les femmes font l'amour"... nahatonga saina ahy io filazan'ny mpanoratra frantsay iray io, nandritra ny latabatra boribory nifanaovan'ny mpanoratra mikasika ny Vie Privée. Ny sasany manko manohana ny hoe : "tsy azo ary tsy ilaiina...
Inona no zava-dehibe amin’ny fiainana? Ny maha-izy azy ny tena sa izay atao? Na ny marimarina kokoa : miankina amin’izay ataony ve ny “maha-lehibe” na maha-“ambony” ny olona iray, sa ny maha-ambony azy, ny maha-izy azy no maha-lehibe sy mampanan-danja ny...