DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Resadresaka

Vacances : fialam-boly sa f(y)ilam-bol(a)?

Vacances. Efa manana programa ve ianao sa tahaka ahy :  tototry ny faniriana te hamita mialoha ny tokony hatao amin'ny taona ho avy? Asa raha tsaroanareo ny sangisangy zary tenany nataoko tamin'ny herintaona tahaka izao. Jereo kely moa eto e. Manomboka mandamina ny...

Ho anao ry Teofily!

"Ho anao ry Teofily manan-kaja no nanoratako ny Filazan-tsarako, mba ho fantatrao fa marina tokoa izay nampianarina anao". (Lk, 1, 1-4).   Rahefa manomboka mamaky ny evanjely nosoratan'i Lioka ianao, dia mahita ny antony nanoratany azy. Tsy ho an'ny rehetra, fa ho an'i Teofily....

Ny ho avin'ny firenena!

Ny tanora hono no ho avin'ny Firenena... Dia manontany tena aho hoe : "sao mba izany no mampahantra lava ny firenentsika ity?"... Ireo tanora nilahatra tamin'ny fanagasiana ny fampianarana, natao fitaovana politika hitadiavan'olom-bitsy tombontsoa fotsiny tamin'ny '72, dia efa...

vacances!

Elaela kely tsy nahita Blaogy indray e, Vacances hoe. Ataoko hoe Vacances, satria ny tena dikany amin'ny tenintsika dia hoe "fahabangana toerana" (vacance de poste) fa ny mahalaza azy kosa dia hoe "Miala sasatra dia mitaona zezika".   Tsy nanam-potoana...
«Mialoha   1 2 3
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb