DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Nahatratra ny Taona

harilova | 01 Janoary, 2008 13:38

Miarahaba anao nahatratra ny taona. Ny firariako ho anao dia ny mba hahazotoanao amin'izay atao ary ny hahitanao fahombiazana amin'izay mampahazoto anao.

Aza manahy fa tohanako am-bavaka.

 

Hevitra

Re: Nahatratra ny Taona

pissoa | 01/01/2008, 17:15

misaotra eeeeee !

mirary soa ho an'i harilova. Hitako eto izao fa hay mbola hiblaogy ihany, hi hi !

Re: Nahatratra ny Taona

ikalamako | 01/01/2008, 20:58

ikalamako

tratran'ny taona harilova e ! miarahaba ny blaoginao voalohany amin'izao 2008 izao.

Re: Nahatratra ny Taona

simp | 01/01/2008, 22:45

misaotra eee
mirary soa hoan'i harilova ihany koa :)

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb