DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

about:blank

harilova | 10 Martsa, 2008 17:20

pagina vuota

page blanche

Hevitra

Re: about:blank

pissoa | 10/03/2008, 17:58

no comment koa zany refa pagina vuota, hi hi hi

Pigé

harilova | 10/03/2008, 18:06

harilova

No comment = comment

Re: about:blank

razaordira | 10/03/2008, 18:10

pejy banga :-)

razaoridira!

harilova | 10/03/2008, 18:12

harilova

lol
Madio ny tanàna! ko' mbola lazaina ho zaoridira ihany?

Re: about:blank

pissoa | 10/03/2008, 18:42

pissoa

efa hoe no comment hoa koa comment ah comment, hi hi hi.

milay be ity post iray ity kle.

Re: about:blank

ikalamako | 10/03/2008, 18:52

ikalamako

tsy mahita pazy blanky izany aho fa misy soratra be dia be ity pazy ity, sady misy comment fahaenina ity izao, tsss

hihihi

harilova | 10/03/2008, 20:10

harilova

saika tsy nasiako n'in n'in mihitsy izy io saingy nolazainy hoe adino ny nampiditra ny lahatsoratra dia io no nataoko ao!
Saika hanoratra mombany poste napoletana manko aho dia hoy aho hoe aleo aloha atao eto ny ohatra e!
Loza ange ry ireto fa aty an-Joridira rehefa avy ny orana dia mampalahelo fa isaky ny telo andro vao tonga ny taratasy e!
boh! rehefa manam-potoana malaladalaka aho dia ho hazavaiko miss miss.
Ikalamako> na tsy misy soratra aza kay misy mametraka hevitra ihany! tsy ny soratanao no hametrahan'ny sasany hevitra kay!

Re: about:blank

e | 10/03/2008, 21:00

ee

ok

Tokinao | 10/03/2008, 23:09

sao dia tokony hoe :
page grise
pejy maramara lol

Re: about:blank

DadaRabe | 11/03/2008, 04:47

Dia ahoana fotsiny ?

Re: about:blank

lap | 11/03/2008, 04:47

:-D
na hoe
About:Black

hihihi

harilova | 11/03/2008, 10:22

harilova

Tokinao> tena maramara le izy ka! Nandinika ianao.
Dadarabe> aza manahy fa hovaliako rehefa tonga ato an-trano aho raha atoandro
Lap> kaa tsy black aza ilay izy fa blank ko! onglet vaovao tsy nisy na inona na inona e!

Re: about:blank

DotMG | 11/03/2008, 12:59

 

DotMG

harilova | 11/03/2008, 14:12

harilova

Dia ianao no tena no comment!
Saingy le ab nihilo.com misy zavatra bedebe ko!
Ex nihilo le izy!
Ok e

Re: about:blank

jogany | 14/03/2008, 04:20

clap clap clap
ahonamoa lé karaoké ny moana?!?
tsy gaga hoe mitovy ny chorale!
(explication ry ikalamako, Dadarabe sy pissoa zany ny spécialistes ny karaoké online surtout rehefa LSTN ny hira mandeha eo tonga miala any ny tonon-kira dia samy mihira daholo...bref bref)
original be lé post, tonga ihany vé lé taratasy ny farany?

lol

harilova | 14/03/2008, 10:00

harilova

ilay taratsy azoko afak'omaly dia misy ny fitomboky ny paositra ny 9 fenroary, mazava ho azy araka iznay fa iray volana no nanaovan'ilay taratasy ny 10000km dia nanana hafainganam-pandeha 13km/h izany. iray volana izan. Mety ho vita dia an-tongotra roa volana tsy miato izany io lanana io raha mahay mandeha ambony rano

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb