"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal
harilova | 23 Martsa, 2008 23:32
Asa moa fa dia arahabaina ianao nahatratra ny Paka e
Paska angamba no tsaratsara kokoa sa pissoa!!! satria araka ny kely mba fantatro toa avy amin'ny teny miankavia hoe Pessah izy io ka pissoa no toa manakaiky azy raha vakiana am anglais!!!
Fandalovana hono ny dikany, dia miary anao handalo vetivety, higoka ny hafaliana ary e, na dia zary karemy (efapolo andro) lalandava aza ny fiainana, satria tolona!
Tokinao | 24/03/2008, 00:19
arabaina tratry ny paska harilova a!
Misaotra anao e :-)
pissoa | 24/03/2008, 00:21
Mirary soa o !
Misaotra amin'ny info. Fa ilay Pissoa kosa aloha antenaiko fa tsy midika hoe Fandalovana ny dikany e ! Fa ilay blaogin'i Pissoa no mety hoe andalondalovy ao ihany e ! hi hi hi.
news2dago | 24/03/2008, 09:00
Manaova fety sambatra e!
harilova | 24/03/2008, 11:22
ny manao fety aloha toa hatao ihany fa le sambatra toa sarotrarotra e
Fety izany moa fandaniam-bola sa inona!!!
Pissoa> tsy misy nilaza kosa teo hoe fandalovana i Pissoa a, sao lazain'ny sasany eo hoe hankalaza paska eny Tsaralalana indray!
Aza tezitra fa tsy somomnga ny ahy a
Harilova! Misy tsiambaratelon'ny fo izay tsy azon'ny saina takarina na oviana na oviana...
Io fo io no tiako hizara aminao ny tsiambaratelony,
aza miezaka ny hanakatra azy araka ny saina araka izany,
fa miezaha mandinika azy araka ny fo...
dia izay no
DINIKY NY FO...
nohezahana naRINDRA
mba ho zHARY LOVA
| « | Desambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||
Re: Paka/ Paska asa moa!
ikalamako | 24/03/2008, 00:07
mirary soa o !