"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal
harilova | 27 Martsa, 2008 09:44
Mankasitraka anareo rehetra e.
Tena mbola godraka aloha izoa fa aleo haka aina kely.
Miala tsiny fa tsy dia mandeha matetika ao amin'ny forum aho, fa na izany dia mankasitraka mankantelina ny Namana rehetra, indrindra Ikalamako nanokatra ny dinika tao.
pissoa | 27/03/2008, 14:09
Mbola maka aina ony tsss, nefa hatrizay mba fety mitohny !
Atsipazo aty aloha ny sisana labiera tany Roma e ! hi hi.
Mirary soa Harilova a :-*
Harilova! Misy tsiambaratelon'ny fo izay tsy azon'ny saina takarina na oviana na oviana...
Io fo io no tiako hizara aminao ny tsiambaratelony,
aza miezaka ny hanakatra azy araka ny saina araka izany,
fa miezaha mandinika azy araka ny fo...
dia izay no
DINIKY NY FO...
nohezahana naRINDRA
mba ho zHARY LOVA
| « | Desambra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | 31 | |||
Re: Mankasitraka e
ikalamako | 27/03/2008, 11:03
ka eto mba miandry arozazy nony avy teo, kay mbola miala-sasatra koa no tohiny eto.
Mirary soa foana, dia tsisy fisaorana o !