"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal
harilova | 15 Aprily, 2008 10:08
Miarahaba an'Ikalamako izany fa nandresy Tonton e!
Izahay izao misaona fa tsy nandresy intsony ny Avana (Arcobaleno). Atao ahoana moa fa noho ny tsy fahompiazan'ny Maherifo (Prodi) dia manjaka ny Belarosy kony O?
Ny mahagaga ahy dia ny resaky ny olona maheno ny resaky ny olona manoloana ny vokam-pifidianana : nandritra ny propagandy dia nanohana izay notohanany fa rehefa fantatra ny vokatra dia toa samy manohana an'i Berlusconi avy indray! Mahagaga. Matoa moa izy lany dia nisy nifidy
ikalamako | 15/04/2008, 14:11
sniff sniff, za aloha tsy nahavoa le arkansiely-nareo ireny e - kay harilova pro ?(sady prodi hihihi) - fa ny ahy ingahy Veltroni no natosiko fa tena tsy tafa.
I tonton tafakatra leoko ihany, mitovy daholo izay tonga eo fa sady ifandimbiasan-drizalahy eo ihany io toerana io, fa ny ahy ny fidingin'ny rambon-dry lerony mihitsy no tena tsy laitrako loatra. Arrogants be ry zalahy ireo, tsss
news2dago | 15/04/2008, 18:39
mampihomehy koa ny any @ nareo any oh tsy misy mpanao politika afatsy ireo! tsy vao ovina io no efa teo de niongana de miverina eo indray! izany ve tsy vola kakafotra e!lol
Harilova! Misy tsiambaratelon'ny fo izay tsy azon'ny saina takarina na oviana na oviana...
Io fo io no tiako hizara aminao ny tsiambaratelony,
aza miezaka ny hanakatra azy araka ny saina araka izany,
fa miezaha mandinika azy araka ny fo...
dia izay no
DINIKY NY FO...
nohezahana naRINDRA
mba ho zHARY LOVA
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Berilosikaony!
pissoa | 15/04/2008, 12:42
Iza kosa no tian'i Harilova ho naman'izay tsy mpandresy eo hi hi.