DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Benoit XVI : arahabaina ianao

harilova | 15 Aprily, 2008 23:18

Tena milay kosa ny revin'ny Papa fa any Amerika no hankalaza verisera a! Feno 81 taona ny 16 izany izy!

Mba namaky le tantara-piainany am versaire ambony io aho dia nahita hoe izay koa izao no antony nifidiany ilay anarana Benohita io, fa teraka ny Sa botsy mialoha ny Paka ny taona 1927 izy, sady "Le Sabotsy" izany no fetin'i Md Benoit ao amin'ny tetiandro litorjika!!!!

Dia Vive l'Amerika e! Asa koa moa raha nitsoaka ny Tonton'Ikalamako, [ilay arrogant hoe= midingin-drambo], mba tsy hanaovany pub indray hoe: Ny Papa noraisin'i Berlusconi!

Ahoana tokoa moa izany? Tahaka ny hoe : noraisin'ny tantsaha mpamokatra teny anaty bozaka ny filoha Ravalomanana! Sa hoe : noraisin'ny Filoha teny amin'ny Lapam-panjakana ny tantsaha!!!

Amin'ny teny italiana io tena mihavaka fa am teny malagasy toa mety avokoa, sady tsy dia mandratra sofina lohatra na iza na iza mandray!

Amin'ny italiana manko dia "il Papa riceve" na "il Papa rende visita" dia lasa hoe "Berlusconi riceve", izany hoe izay ambony no mandray, ary rehefa raisina dia tsy lazaina hoe raisina fa hoe mamangy!!!!! lol

Toa mankarary an-doha!

 

Fa amin'ny Sabotsy indray dia mahatsiaro ny faha-telo taona nahavoafidy azy ho Papa!! Fety be mifanesisesy izany e!

 

 

 

 

Na izany na tsy izany : Vive le Pape! Toa ea Papì hoy ny sasany! NONNO!!! 

 

 

Hevitra

Re: Benoit XVI : arahabaina ianao

ikalamako | 15/04/2008, 23:44

ikalamako

sshh
i Dadabe mampitahatsa ahy masony anga !
Bô versera izy zany koh !

Re: Benoit XVI : arahabaina ianao

lehilahytsyresy | 16/04/2008, 13:49

Nonno ahoana retsy a ? Fa ahoana no Nono ?
:-)
Versernera be any zamerika izany ve dia ...

Re: Benoit XVI : arahabaina ianao

news2dago | 16/04/2008, 16:00

news2dago

bonne anniversaire zany rapapa kano!

Re: Benoit XVI : arahabaina ianao

pissoa | 16/04/2008, 18:07

Ikalamako : hi hi hi !

(Kiii, toa tsisy sary an'ilay saina mavo tany Dago ireny ao am'google ... saika nataoko teto).

Miarahaba ny Papa noho ny tsingerintaona nahaterahany e ! (Mba adikao amin'ny finteniny io ry Harilova fa tsy haiko a - hi hi)

Re: Benoit XVI : arahabaina ianao

ikalamako | 16/04/2008, 23:25

ikalamako

:-D
lehilahytsyresy : mba miantso azy nonno-dadabe no marque d'affection ataoko azy fa izy toa masiaka loatra koh !
pissoa : ity ilay traductation ho an'i dadabe : "pissoa augura buon compleanno al Papa - hihihi (universel io dia tsy miova :-P"

Re: Benoit XVI : arahabaina ianao

lehilahytsyresy | 17/04/2008, 06:17

Rahoviana re i LhlTsRs no mba hanao versera any zamerika sahala amin' ingahibe Benito...(sento...)
:-)

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb