"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal
harilova | 01 Mey, 2008 01:20
ikalamako | 01/05/2008, 14:59
hatraty amin'ny tanĂ na misy ny an'i Dadabe Benoa io ry pissoa ! Efa mamaky ity paositr'i harilova ity aho izao vao tonga saina. Na isan-taona aza tsy haiko mihitsy ny andron'ny ascesion fa miasa foana tsinona. Ny lundi de pentecote koa izahay tsy manana, tss !
harilova | 01/05/2008, 17:43
Izany ary ko!
Paradisa tsy fiasana ny an-dry Pissoa izany.
Ny aza manody ihany fa resaka politika anie no namindrana ny ascension ho alahady aty amin'ny tanin-dRa-Benoit e
Izaho izao handeha hikarenjy kely fa malalaka ny arabe!!!
Kay moa mahita ny fiakarana ry Ikalamako dia efa mitsinjo ny fidinana sahady ko!
Ra-Zezo miakatra moa ny afo milatsaka!!!!
lehilahytsyresy | 01/05/2008, 18:21
Ny aty aminay kosa ry reto dia andro fiasana normal daholo na ny ascension na ny krismasy na ny 1 er Mai. (Tena marina fa tsy lainga).
Harilova! Misy tsiambaratelon'ny fo izay tsy azon'ny saina takarina na oviana na oviana...
Io fo io no tiako hizara aminao ny tsiambaratelony,
aza miezaka ny hanakatra azy araka ny saina araka izany,
fa miezaha mandinika azy araka ny fo...
dia izay no
DINIKY NY FO...
nohezahana naRINDRA
mba ho zHARY LOVA
| « | Aogositra 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Lanitra! Miakatra sa midina?
pissoa | 01/05/2008, 14:30
Aty aminay tsy ferie ny assencion, fa tamin'ity nitontona 1er mai dia tsy miasa lol.
Manomboka ety an-tany ny paradisa raha isika olombelona mifankatia :)