DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

JMJ

harilova | 13 Jolay, 2008 11:15

Manao ahoana daholo!

Saika mba ho any Sidney aho ry 'reto dia nanao kaonty dia hoe ohatrinona ny vola lany amin'io? Fihaonana ve io sa vacances? Asa re! Azon'ny fakam-panahin'i Jodasy aho hoe : raha mba izao no hanasoavana ny mahantra!

jereo eto ny tohiny fa tena tsiss fotoana firy! sao miakatra eto ny fakitiora! Dia veloma be ho an'izay tsy mankany Sidney miaraka amin'ny Papa!

Hevitra

Re: JMJ

ikalamako | 13/07/2008, 14:05

ikalamako

alefaso aty ry harilova raha mbola tsy nahita mahantra hohasoavina fa izahay zao mila spons @ vakansy a
hihihi

lol

harilova | 13/07/2008, 17:30

harilova

Ny mahantra hisy eo aminareo mandrakariva e! Ka izaho koa aza mba niandry mpanao soa mba h... saingy!
Ny mampahalasa ny saiko dia ny ankamaroan'ireo mandeha any Sidney tsy ny tanora mandray andraikitra amin'ny fiangonana (izay tsy manan-katao ny anakmaroany) fa ny manam-bola izay tsy miditra am-piangonana raha tsy misy JMJ manaraka!
boh!
Alefaso ary ny kaonty handrotsahako ny vola e, sady misy mitady izany foana aty amiko aty, en plus en million de $ daholo a!

Re: JMJ

lehilahytsyresy | 13/07/2008, 17:55

Andro iraisam-pirenena ho an' ny tanora Ktlk any Sydney ?
Ohatran' ny tsara kosa izany an.
Dia manantena hahita sary wallabies sy kangaroos sy koalas ho solona voandalana ary e.

knvnbcpg

knvnbcpg | 16/07/2008, 09:10

iienxzyx http://bnmplbwi.com oppsmnjy dlbvvmaz [URL=http://ioeqhubs.com]dpjlxapq[/URL] arfxgmem

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb