"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal
harilova | 24 Desambra, 2008 20:02
Na iza na iza, na tsy manaiky ny hiditra any am-piangonana aza, manaiky ny hiala sasatra sy ny hifaly miaraka amin'ny havana aman-tsakaiza, ny fianakaviana sy ny ankohonana....
Dia izay no hiarahabako anao : Manaova Krismasy sambatra,
Malagasy, frantsay na italiana
ikalamako | 26/12/2008, 17:20
antsika aby zegny !
Tokinao | 31/12/2008, 15:34
Misaotra harilova a!
dia miraryu taom-baovao sambatra ho anao koa!
Harilova! Misy tsiambaratelon'ny fo izay tsy azon'ny saina takarina na oviana na oviana...
Io fo io no tiako hizara aminao ny tsiambaratelony,
aza miezaka ny hanakatra azy araka ny saina araka izany,
fa miezaha mandinika azy araka ny fo...
dia izay no
DINIKY NY FO...
nohezahana naRINDRA
mba ho zHARY LOVA
| « | Janoary 2010 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Miarahaba nahatratra ny noely
mangamaso | 26/12/2008, 02:59
Miarahaba,
Krismasy sy fety sambatra ho anao sy ny fianakavianao koa.
Mirary soa hatrany