"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal
harilova | 11 Mey, 2009 12:12
Ny olomasina Maiolo no tsaroan'ny Tetiandron'ny Martiry Romana ny 11 may. Dia nahatsiaro ny faminanian'ny Pasteur Mayol aho, na dia Mayeul aza no andikana ny Maiolo amin'ny teny frantsay (jereo eto ny tantarany am teny italiana na am teny frantsay).
Dia izay fotsiny... no comment
Harilova! Misy tsiambaratelon'ny fo izay tsy azon'ny saina takarina na oviana na oviana...
Io fo io no tiako hizara aminao ny tsiambaratelony,
aza miezaka ny hanakatra azy araka ny saina araka izany,
fa miezaha mandinika azy araka ny fo...
dia izay no
DINIKY NY FO...
nohezahana naRINDRA
mba ho zHARY LOVA
| « | Janoary 2010 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||
Re: Santo Maiolo!
LeRastah | 11/05/2009, 16:24
misaotra an'i Harilova nampahatsiahy ny momba an'i Mailhol amin' izao fahatsiarovana an'i masindahy Mayeul izao.