DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Fahaiza-miaina

Ny Kolontsaina

Anisan'ny mampijaly amin'ny fiaraha-miaina ny tsy fitoviana ara-kolotsaina, indrindra moa fa rehefa tsy afaka ny hifanakalo hevitra intsony. Zavatra tsy dia misy dikany loatra tahaka ny ho lazaiko anareo eto dia mety hanimba ny fiaraha-miaina amin'ny tsy mitovy fomba fisainana...

Lavi-tany

Malaza aty an-dafy aty hoe mora maniry  faka ny afrikana raha vao tonga aty. Dia hoy aho hoe sao mba tsy marina izany? Angamba miankina main'ny tombontsoa sy ny sehatra iainana. Dia ho sanatria ve hoy aho mangidy ovy any an-tanàna no dia aty an-dafy no hikarama varimasaka?...

8 marsa, tantara mitohy! Arahabaina ny Vehi-vavy

Resaka  vehivavy sa resaky ny vehivavy sa resa-behivavy? Ny 8 martsa [1] , na dia vao tamin’ny 1977 aza no nankalazaina maneran-tany ho andro ho an’ny vehivavy, dia mifono tantara sy toetsaina toa zary tandra vadin-koditry ny taranak’olombelona. Ao amin’ny...

Arahaba nahatratra ny taona

Arahabaina nahatratra ny taona. Ny firarian-tsoa ataoko anao dia ny tso-drano izay nasain’ny Tompo ataon’i Mosé  (Nb 6, 23-27)  tamin’i Aarona sy ny zanany manao hoe : “Hitahy anao sy hiaro anao anie ny Tompo… Hampamirapiratra ny tavany...

Fandriam-pahalemana

Tena mampioron-koditra ny maheno fa indrindra ny mahita ity ady tsy misy farany ity. Vaovao alefan'ny TV Italiana matetika  ny fandehanan'ny miaramilany misatro-manga hampandry tany any Liban. Fa inona moa ny Fandriampahalemana? Ara-bakiteny (foto-teny : mandry sy alina ) dia...
1 2 3  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb