Categorie: Soratra Masina
Ny Finoana fa ny Andriamanitry ny Katolika dia naka endriky ny Mofo sy ny Divay, dia tsy finoanoam-poana tsy akory fa hifotoran'ny fiainana manontolo mihitsy. Santionan'ireo fampianarana momba ny Eokaristia no hifampizarako aminao eto ma hahitana izay fifandraisan'ny...
Raha nanafatra ny mpianany i Jesoa hoe "mbola manana zavatra betsaka holazaina aminareo aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny..." (Jn 16, 12-15) dia midika fa mila fandalinana mandrakariva ny finoantsika. Tsy zavatra noraisina ka tahirizina manko ny finoana fa tahaka ny afo ka tsy...
Entiko hamaritana ny atao hoe : FANABEAZANA, ny hoe "Fikatsahana ny Fanjakan'Andnriamanitra", araka ny Soratra Masina (Mt 13, 44-46ss). Araka ny voasoratra ao manko dia tahaka ny voahangy sarobidy ny Fanjakan'ny Lanitra, ka izay mahita azy dia hivarotra ny voahangy efa voahangony ka...
Salamo manambara fitokiana amam-pangatahaha eo anatrehan'ny fanaratsian'ny fahavalo ity Salamo ity, kanefa ihany koa salamo mamintina ny fomba hifandraisan'ny Mpino amin'Andriamanitra. Ao anatin'ny fitantarana "ilay Mpaminany tsy masina an-taniny" moa no androsoan'ny Litorjia...