DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Dialogue interreligieux

Fifanakalozan-kevitra! Possible ve?

Heveriko fa laharam-pahamehana ho an'ny tontolo hiainantsika izao ny fahaizana mifanakalo hevitra. Nefa manahy aho hoe azo antenaina ve ny hahatanterahan'izany? Taorian'ny herinandro nivavahana ho an'ny Firaisam-pinoana dia nanontany tena aho hoe : mba misy fanantenana ve ny hiraisan'ny...

Ny firaisam-pinoana! Rediredy sa revin-gadra?

Revin-gadra ve sa rediredy ity Firaisam-pinoana ity? Fiaraha-mivavaka eny an-kianja! na any an-tempoly... Fiarahana manohana am-bavaka ny firenena sy ny Mpitondra azy... Vavak'i Jeso (Jn 17) ny mba haha-iray ihany ireo rehetra hino Azy! Izay hino Azy : mino fa tsy afaka hivavaka tsaratsara...

Fiangonana! Ady masina sy fifandirana...

Aza gaga ianao raha toa ka maro no tsy miditra am-Piangonana intsony, noho ny ataon'ny namany mpivavaka, na ny mpitondra fivavahana... tafintohina izy ireny. Mety hanome tsiny azy ireny ianao hanao hoe : ny adalany ny azy fa angaha mompera na Pastera no ivavahana? Tsy ny rehetra no nianatra...

Dialogue interreligieux

Dialogue : izany hoe tenin'olon-droa! Olona, na hevitra roa izany no mifanakalo. Raha vao milaza izany resaka "dialogue" izany isika dia tonga ao anatin'ny saina mazàna ny hoe "marimaritra hiraisana... Tsy azo adinoina anefa fa misy fetrany ny marimaritra...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb