Warning: Declaration of CachedTemplate::fetch($cacheId) should be compatible with Template::fetch($resource_name = NULL, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL, $display = false) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 41

Warning: Declaration of CachedTemplate::display($cacheId) should be compatible with Template::display($resource_name, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 75
DINIKY NY FO | Momba ny Fitiavana |

DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Momba ny Fitiavana

Ny Fitiavana

Eo am-pamakiana ny Evanjely mitantara an'i Jesoa natory teny anaty sambokely  niaraka tamin'ny mpianatra aho dia lasa ny saiko hoe : inona tokoa moa no atao hoe : Fitiavana? Rehefa manonja ny rivotry ny fiainana dia tsaroana fa toa matory ny tompo ka mamela antsika ho irery......

Fitiavana?

Anombohana ny dinidinika dia tsara ny miady varotra mialoha amin'ny atao hoe : fitiavana . Amin'ny tontolon'ny teny manko dia mety manahirana raha toa ka tsy mifanaraka tsara amin'ny tiana holazaina satria ny Kristianina milaza fa "Andriamanitra dia Fitiavana", ny vazaha milaza fa...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb