Warning: Declaration of CachedTemplate::fetch($cacheId) should be compatible with Template::fetch($resource_name = NULL, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL, $display = false) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 41

Warning: Declaration of CachedTemplate::display($cacheId) should be compatible with Template::display($resource_name, $cache_id = NULL, $compile_id = NULL) in /home/blaogycom/public_html/class/template/cachedtemplate.class.php on line 75
DINIKY NY FO | Ny sain'ny olombelona |

DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ny sain'ny olombelona

Méthodologie

Tsy haiko loatra ny handikana amin'ny teny malagasy ity "méthodologie" ity, misy anefa mangataka azy io matetika, indrindra rehefa akaiky ny fanadinana... Tantaraiko anareo ny zava-nitranga indray mandeha tany Antanàna tany : Nisy mpampianatra iray izay nilaza fa...

Ny fahanginana

Ilain'ny sain'ny olombelona ny mahay mangina, ary mety fanafody hahasitrana ny aretina sasany mihitsy aza... Mba hahafahana milaza ny soa azo avy amin'ny fahanginana dia tsara ny mamariparitra mialoha ny tiana holazaina amin'ny teny hoe Fahanginana. Mety sty hitovy manko ny fomba filazana na...

Hevitro... Hevitr'i surdoué

 " Tena siora ve i harilova fa tsy namaky boky hafa mihitsy raha nanoratra ireo hevitra be dia be ireo ? Raha eny dia miarahaba anao fa tena "surdoué" izany ianao .[Fiffi] " Io Fanontaniana napetraka tamiko any amin'ny Forum momba ny sarivongana dia niainga...

Inona ny hevitrao?

Mazàna rehefa anontaniana ny heviny ny olona iray dia milaza ny hevitry ny olona malaza iray hanohanana ny azy... Fomba ampianarina any ampianarana, indrindra amin'ny sekoly ambony ny manao "référence" amin'ny fanohanan-kevitra. Tsara tokoa ny milaza fa tsy...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb