DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ankapobeny

Arahaba

Dia ny tam herintaona ihany no miverina e Na iza na iza, na tsy manaiky ny hiditra any am-piangonana aza, manaiky ny hiala sasatra sy ny hifaly miaraka amin'ny havana aman-tsakaiza, ny fianakaviana sy ny ankohonana.... Dia izay no hiarahabako anao : Manaova Krismasy sambatra, ...

Elaela

Tena efa ela aho izay no tsy nahavita nanoratra teto.  Dia tsy hoe hanoratra akory aza fa hiarahaba anareo fotsiny. Dia samia ela velona avy mandra-paha-fatiny!

Santo Maiolo!

Ny olomasina Maiolo no tsaroan'ny Tetiandron'ny Martiry Romana ny 11 may. Dia nahatsiaro ny faminanian'ny Pasteur Mayol aho, na dia Mayeul aza no andikana ny Maiolo amin'ny teny frantsay (jereo eto ny tantarany am teny italiana na am teny frantsay ). Dia izay fotsiny... no...

Paka...

Na ny niarahaba anareo nahatratra ny Paka aza tsy vita satria Paka ny andro... Dia atao ahoana e aleo tara toy izay tsy nisy mihitsy hoy ny fiteny ka dia Arahaba e Ny nahalasa ny saiko fotsiny dia toa Pakapaka ihany no nisy tamin'ity fa tsy Paka... araka ny fahalalako azy...

misy olona afaka ve?

Mandinika momba ny fanafahana (libération) aho, dia mandinika ny tena hevitry ny hoe olon'afaka! Hay arakaraka ny maha-olon'afaka no maha-olon-tsy afaka.Tsy resaka babo sy andevo na zavatra hafa tsy mbola levon'ny sasany na mandratra ny fon'ny hafa  no lazaiko, fa ny...
1 2 3 4 5 6 7 8 9 10  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb