DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ankapobeny

Nahatratra ny Taona

Miarahaba anao nahatratra ny taona. Ny firariako ho anao dia ny mba hahazotoanao amin'izay atao ary ny hahitanao fahombiazana amin'izay mampahazoto anao. Aza manahy fa tohanako am-bavaka.  

Farany ity!

Rehefa nanombola moa dia tsy maintsy mamarana, ka ataoko angamba fa izao no farany hanoratako ho anareo eto amin'ny blaogy ity, satria noho ny antony tsy miankina amintsika dia tsy afaka ny hanohy intsony ny fizarana ho anareo eto aho amin'ity taona ity, sady maro loatra ny zavatra...

Arahabaina

Miarahaba anareo rehetra mpivahinin'ny serasera sy namana miserasera nahatratra sy mankalaza izao noely izao. Ho amintsika mandrakariva anie ny fahasoavan'ny Tompo. Voninahitra ho an'Andriamanitra, ary fiadanana ho antsika olombelona.   (tohiny)

Ho anareo mpitondra fiarakodia

Aza adino fa mitombo folo indray ny lalànam-pifamoivoizana ho an’ny Mpamily katolika. Navoakan’ny “Seza Masina” [1] tamin’ny 19 jiona 2007 manko ireto didy folon’ny mpamily fiarakodia ireto (jereo eto ) .  ...

Ny Trinite Masina

jereo eto
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb