DINIKY NY FO

"Misy tsiambaratelon'ny fo, tsy ho azon'ny saina takarina na oviana na oviana" B. Pascal

Categorie: Ankapobeny

Taggé? Vonjeo fa tsy haiko

Aioto o mba havoty fa tsy misy lohany tsy misy vodiny! raha adika amin'ny tenin-drazana izany dia inona no heviny? Tsiambaratelo inona re no ambara vahoaka eto e? ny tsiambaratelon'ny fo sasany angatahin'Ikalamako amiko aloha dia efa lazaiko eto : 1- tsy haiko ny...

cercasi valentina

 amin'ity andro anio ity dia heveriko fa ny fanamafisana ny fitiavana hifamatoran'ny Mpifankatia sy ny mifankatia no laharam-pahamehana. Nahoana koa moa no tsy azo heverina fa mety ho fifampodiana sy famitranam-pihavanana ho an'ireo indrisy, mety ho lasa mpifahavalo! Dia...

Saika tsisy Harilova 'tsony

Loza ry reto fa saika nanjavona teto amin'ny tontolon'ny serasera i Harilova a! Handeha hanao ny asa fanaoko isa-maraina aho no fifandona amin'ny fiara opel kely izay ny fiara nentiko. Somary mafimafy ihany ny fifandonana. Mipetraka mijery ilay fiara aho avy eo dia mandinika hoe,...

resa-bavaka!

Tohin'ny resaka efa nandeha teto izy ity, momba ny finoan'ny olona sy ny mety ho vavaka ataony setrin'izany. Azonareo jerena ohatra ny an'i Jentilisa hoe Aza aparitaka! Nahazo ity vavaka ity aho anio maraina, efa nahazo tahaka ity aho fa tamin'ny teny vazaha...

Filazana manjò

Amin'alahelo lehibe no hilazana ny fahalasanan'ireo olona roa lehibe niezaka ny hihaina ny finoany : ilay rain'ny Mormoni, Itompokolahy Gordon B. Hinckley (97 taona) sy ny arseveka grika Christodolous (69 taona) . Mirary fiononana feno ho an'ireo varavarana nivoahana, fa...
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10  Manaraka»
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb